Entry | 1 lalimanga |
Elementary words | 2 lalitra, 3 manga |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana. [1.1] |
Vocabulary | 6 Zoology: invertebrates |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |