|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lamako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs [1.2]
Ohatra  5  Miara manipy sandry izy rehetra miaraka amin' ny ampongan' ny ntaolo sy lamako. [1.437#]
6  Ny fikapoky ny fivoy eny amin' ny rano no ba manelanelana sy lamako mampiray hina azy. [2.499#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  10 lamako tsy mipaka

Teny iditra (2/2)11  lamako
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 applause [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 applaudissement [1.8]

Fivaditsoratra  15 kalamo, 16 lakamo, lamako, 17 lamòka, lamoka, 18 malako, 19 maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27