|
|
|
|

Teny iditra1  lamban-databatra
Singan-teny  2 lamba, 3 latabatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 [latabatra, a table] a table-cloth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 nappe de table [1.13]
Ohatra  7  Nibolisatra aho, ary angamba ho potraka mihitsy raha tsy nahavoaray ny lambandatabatra. [2.332#]
Voambolana  8  Toe-karena: ao an-trano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12