Entry (1/3) | 1 lambanana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lamba |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Ny sakan' ny lamba: Be lambanana itỳ lamba itỳ izany Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf / (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanana) |
Explanations in English |
7 [1.2] breadth of calico, etc. 8 [1.7] the width of cloth |
Explanations in French |
9 [1.8] la largeur d'un tissu |
Vocabulary |
10 Space |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word lambanana |
Entry (2/3) | 12 lambanana |
Part of speech | 13 passive verb |
Root | 14 lamba |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] Temerina tsihy; asiana peta-kazo |
Explanations in English |
20 [1.2] to have a covering of wood put on shutters |
Entry (3/3) | 21 lambanana |
Part of speech | 22 passive verb |
Root | 23 lambana |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Atao am-pehezana |
Anagrams | 25 lambanana, nalambana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |