|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lamban-databatra |
| Singan-teny | 2 lamba, 3 latabatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [latabatra, a table] a table-cloth
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 nappe de table
[1.13] |
| Ohatra |
7 Nibolisatra aho, ary angamba ho potraka mihitsy raha tsy nahavoaray ny lambandatabatra.
[2.332#]
|
| Voambolana | 8 Toe-karena: ao an-trano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|