|
|
|
|

Entry1  lamina ara-pedagôjia
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  lamina, araka, pedagôjia
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fandaharana sy fandaminana asa fampianarana sy fanabeazana mba hanasongadinana ny vokatra sy hanatratrarana ny tanjona kendrena
Explanations in French  5  [1.13] organisation pédagogique

Updated on 2025/07/29