|
|
|
|

Teny iditra1  lango malefaka
Singan-teny  2 lango, 3 malefaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny atao moramora toa manambitamby, nefa ny hampatoritory ny saina amana eritreritra no kendrana
6 safosiaka mampandry sakaizany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11