Entry (1/2) | 1 lanitra |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
All compound words | 5 31 words containing lanitra |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra |
Explanations in English |
7 [1.2] the sky [Mal. langit] 8 [1.7] the sky heaven |
Explanations in French |
9 [1.3, 1.8] le ciel, le firmament 10 [1.3] la région éthérée |
Examples |
11 [2.529#] Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao. 12 [2.69#] ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. |
Vocabulary |
13 Astronomy 14 Beliefs |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word lanitra |
Article |
16 Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 17 lanitra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 [1.3] le souverain |
Anagrams | 20 laitran, lanitra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |