|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lanto |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rindra, filaminana; fanamboarana ny zavatra hilahatra; fandaharana tsy hiparitaka sy tsy hikorontana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 order, arrangement
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ordre, arrangement
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|