|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandanto |
| Fototeny | 2 lanto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandamina, mandahatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to set in order, to arrange
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bien disposer, mettre en ordre
[1.8] |
| Ohatra |
7 fa mandona ny eritreritra raha zava-mifanipaka, ary mandanto ny eritreritra raha zava-mifanankina.
[2.299#138]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|