|
|
|
|

Entry1  lany voamena zato
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  lany, voamena, zato
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny ray aman-dreny lany vola nitaizana sy namelomana ny zanany hatramin' ny fahakeliny

Updated on 2025/07/29