Entry | 1 laoka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka 13 [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] hazandrano |
Explanations in English |
14 [1.2] any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank] 15 [1.7] meat, fish, vegetables, etc eaten with rice |
Explanations in French |
16 [1.8] qu'on mange avec le riz |
Examples |
17 [2.4] Inona izao no laoka hatao eo! 18 [2.356] Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. 19 [2.245] laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. 20 [2.69] Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word laoka |
Anagrams | 22 aalok, akalo, alako, alaok, aloak, aloka, alòka, aolak, lakao, laoka, loaka, olaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |