|
|
|
|

Entry1  laona
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo
Explanations in English  9  [1.2] a mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)]
10  [1.7] a mortar for pounding rice, maize, etc
Explanations in French  11  [1.8] mortier pour piler le riz, le maïs, etc
Examples  12  [2.470] laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy.
13  [2.472] Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto.
Proverbs  14  Proverbs containing the word laona

Anagrams  15  alano, aloan, alòna, alona, aolan, lañoa, laona, loana, naalo, nalao, naloa, naola, olana

Updated on 2025/08/10