|
|
|
|

Teny iditra1  lapa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tranon'ny mpanjaka [Taisaka] [1.78]
4 Trano itoeran' ny Andriamanjaka
5 Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ
6 Trano voafidy hanaovana famorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a palace, the residence of the sovereign
8 the residence of a noble on his estate
9 the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies
10 any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2]
11 a palace [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 palais [1.8]
Ohatra  13  Ary trano natao lapa dia Besakana; [2.59#]
14  Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  24 Randzavola: lapa ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09