|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tandapa |
| Fototeny | 2 lapa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny olona manotrona ny Mpanjaka, na ireo miasa na mipetraka ao an-dapa mandrakariva
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 persons having the privilege of entering the palace without being summoned; courtiers. Compare tandonaka
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 officiers et employés qui allaient au palais
[1.3] |
| Ohatra |
7 Dia nampanalain' ny mpanjaka ny manamboninahitra tandapa ka nilazany hoe:
[2.293]
|
| Teny nalaina | 8 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|