|
|
|
|

Entry1  lasam-binany
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  lasa, vinany
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary
Examples  5  [2.5#] Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina.
Synonyms  6  lasam-borona

Updated on 2025/07/29