|
|
|
|

Teny iditra1 lasitelo
Singan-teny  2ila, 3sy, 4telo
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 (ilany sy telo) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny fia (voamena) (0,10) sy telo (voamena) (0,60) izany hoe 0,70 Fr na 70 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 same as ilasitelo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 trois voamena et demi [1.3]
Voambolana  9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12