Entry (1/2) | 1 lasitra |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany |
Explanations in English |
6 [1.2] a shoemaker's last 7 [1.7] a mold, a last, a form for fashioning something |
Explanations in French |
8 [1.8] moule, forme, gabarit |
Entry (2/2) | 9 lasitra |
Part of speech | 10 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy |
Anagrams | 18 alasitr, asilatr, lasitra, salatry, silatra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |