|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lasy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitobiana, fandriana an-tsaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a camp, an encampment. See toby, lay [1.2]
5 a camp; cf toby [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 camp, campement [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  lasy
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Fivahiniana miaraka maro, mipetraka amin' olona ka manao parasy homana ao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 se dit de plusieurs personnes qui séjournent chez d'autres et vivent à leur dépens [1.3]
Kamban-teny rehetra  19 loa-bary an-dasy

Fivaditsoratra  lasy, 20 lisa, 21 saly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09