Entry | 1 milasy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 lasy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin' ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio Mivahiny maro any aman' olona ka manao parasy homana ao: Iray volana izao ry zareo ato avaratra no milasy any amin' ny havany any Antsirabe |
Explanations in English |
9 [1.2] to encamp; to remain with, almost to live with one 10 [1.7] to camp |
Explanations in French |
11 [1.8] camper |
Anagrams | 12 lamisy, milasy, misaly, samily |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |