|
|
|
|

Teny iditra1  latsafana
Fototeny  2 latsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ianjerana: Nolatsafan' ny antsy ny tongony ka nantira
5 Asiana: Nolatsafako diamanga ilay mpangalatra ka nidaraboka [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 latsahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12