|
|
|
|

Teny iditra1  latsahana
Fototeny  2 latsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 lanjerana: Nolatsahan' ny antsy ny tongony ka nantira
5 Asiana: Nolatsahako diamanga ilay mpangalatra ka nidaraboka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be filled up; to be beaten, to be cudgeled [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  latsafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17