Entry | 1 latsaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 latsa |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy |
Explanations in English |
9 [1.2] to be upbraided, to be reproached 10 [1.7] to be reproached, to be insulted |
Explanations in French |
11 [1.3#389, 1.8] qu'on insulte 12 [1.3#389] qu'on injurie |
Examples |
13 [2.69#210] ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina? 14 [2.296#98] Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra. 15 [2.245#54] Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany. |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word latsaina |
Anagrams | 17 alatsany, latsaina, latsiana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |