|
|
|
|

Entry1  lava-piringa
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  lavaka, firinga
Explanations in Malagasy  4  [1.1] lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina
Explanations in French  5  [1.13] cabinet d'aisances
Examples  6  [2.424#] Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana.
Synonyms  7  gabone, kivohy

Updated on 2025/07/29