|
|
|
|

Teny iditra1  lavasalaka
Singan-teny  2 lava, 3 salaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaran-kafailazana ny fandiafasika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a little bird with a long tail [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 nom d'une espèce d'oiseau, oiseau-mouche. [Tankarana] [1.19]
8 petit oiseau à longue queue, mésange de
9 Madagascar [1.54]
Voambolana  10  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17