|
|
|
|

Teny iditra1  lavitrisa
Singan-teny  2 lavitra, 3 isa
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 a billion [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 un milliard [3.1]
Isam-pirenena  7 1000000000 ~ 1 000 000 000 ~ 1.000.000.000 ~ 1,000,000,000 [3.1]
Ohatra  8  antatra izao fa namoaka vola hatrany amin’ny 18 lavitrisa ariary ny fitondram-panjakana hiatrehana azy [4.11]
9  ndeha ampahatsiahivina fa 12.000.000.000 ariary, roa amby ny folo lavitrisa ariary (raha soratana) ... no tetim-bidin' ireo fiara tsy mataho-dalana ireo [4.43]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12