|
|
|
|

Entry1  lefakozatra
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  lefaka, hozatra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anaran-kafa ilazana ny poliomielita
Examples  5  [2.424#] Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela.
Vocabulary  6  Health
Synonyms  7  poliomielita

Updated on 2024/12/10