|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lefi-nono |
| Singan-teny | 2 lefitra, 3 nono |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 faritra amin' ny akanjom-behivavy izay mamintina ny tratra mitovy amin' ny akanjo boritanana, mba hanatsarana ny bika
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 plis des robes, des corsets pour les seins
[1.3] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|