|
|
|
|

Teny iditra1  lefiravina
Singan-teny  2 lefitra, 3 ravina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 akanjo mifanosontsosona sy nasian-ketronketrona tamin' ny nanjairana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 plis faits aux robes, aux collerettes en forme de tuyaux, plis formés par un lacet [1.3]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12