|
|
|
|

Teny iditra1  lehifohy
Singan-teny  2 lehy, 3 fohy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fandeha ny pai-panorona: toy izany koa ny hoe lehihavia [1.10#L262]
Fanazavàna teny frantsay  6 manière de jouer au fanorona [1.3#397]
Voambolana  7  Kilalao
Tohi-kevitra  8 lehilava

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12