|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lehihavia |
| Singan-teny | 2 lehy, 3 havia |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fomba fandeha ny pai-panorona
[1.10#L262] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action d'avancer le pion de gauche à droite en commençant le jeu du fanorona
[1.3#397] |
| Voambolana | 7 Kilalao |
| Tovy hevitra | 8 lehofohy |
| Teny iditra (2/2) | 9 lehihavia |
| Singan-teny | 10 lehy |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 fanafintohinana lehibe; heloka bevava
[1.10#L262] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|