|
|
|
|

Teny iditra1  lehitsy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ise, ialahy: Ialahy lehitsy mba mandehana [1.1]
Ohatra  4  Aza mody adala lehitsy a! [2.4]
5  Fomba fiteny, lehitsy, izany fa aza be fanontaniana a! [2.643]
Tsipelina hafa  6 letsy
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12