|
|
|
|

Entry1  lela
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [1.1]
Explanations in English  4  a tongue; a blade [1.7]
Explanations in French  5  la langue [1.8]
Examples  6  ny lela tsy mahahetsika. [2.4]
7  raha tany misy loha, misy lela; [2.69]
8  Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [2.332]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  16  66 combinations of this word
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 lale, 19 lela

Updated on 2025/10/11