|
|
|
|

Teny iditra1 levenam-bola
Singan-teny  2levenana, 3vola
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vola notehirizin' ny olona taloha, izay nataony tao anaty vilany tany anaty tany
Soa natao izay tokony handraisam-baliny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (lit. buried money), advantages accrued due to past good deeds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 économies; avantages dûs aux bonnes action dans le passé [1.8]
Voambolana  8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02