|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  levenana
Fototeny  2 levina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandevenana: Misaotra Tompoko, fa heni-boninahitra ny velona ary tsara levenana ny maty
5 Ny zavatra rehetra enti-manana ny fandevenana ny olona maty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 funeral céremonies; a burial [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 funérailles, enterrement [1.8]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  levenana
Fototeny  11 levina
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  13 où on enterre [1.3#403]
Haiendriteny 
14  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17