|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  levina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)23  levina
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [1.1]

Teny iditra (3/3)26  levina
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [1.1]
29 fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  30 niveau, niveau d'eau [1.3]
31 niveau [1.13]
Voambolana  32  Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  33 lenta

Fivaditsoratra  levina, 34 velañy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19