|
|
|
|

Teny iditra1  lian-kanina
Singan-teny  2 lia, 3 hanina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  lian-kanina ireny amboa ireny; [2.996]
6  Lehilahy lian-kanina io, sady mpisotro divay sy sakaizan'ny poblikàna mbamin'ny olon-dratsy fiaina rehetra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10