|
|
|
|

Teny iditra1  loa-bary mitahy vady
Singan-teny  2 loatra, 3 vary, 4 mitahy, 5 vady
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 fizapan-javatra misy fiangarana, ka ny anjaran' ny olon-tiana atao betsaka, fa ny an' ny hafa atao kely [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11