|
|
|
|

Teny iditra1  loaho
Fototeny  2 loaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana loahana [Fitanisana]
Ohatra  4  samy laoka ireo, ka loaho ny sandoka, hitakila any ny heloka ka ho tonga aminay ny rariny [2.245#]
Tsipelina hafa  5 loahy

Fivaditsoratra  6 aholo, 7 haolo, 8 laoho, loaho, 9 Ohola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02