|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 loahy |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tafiho
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 loahy |
| Fototeny | 5 loaka |
| Sokajin-teny | 6 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana loahana [Fitanisana] |
| Ohatra |
7 Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak' olona, loahy ny ampiantany;
[2.996#]
|
| Tsipelina hafa | 8 loaho |
| Fivaditsoratra | 9 alohy, 10 haoly, 11 laohy, loahy, 12 lohia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|