|
|
|
|

Entry1  loaka an-tsakany loaka an-davany
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  loaka, sakany, lavany
Explanations in Malagasy  4  [1.1] vita tomombana, tsy misy azo kianina fa vita tsara dia tsara amin' ny lafiny rehetra
Other spellings  5  loakaantsakanysyandavany

Updated on 2025/07/29