|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sakany
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe sakana
Fanazavàna teny malagasy  3 Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany
4 Habe salasalany, antonintoniny [1.1#850]
Fanazavàna teny anglisy  5 the width [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 largeur [1.8]
Ohatra  7  Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano. [2.470]
Voambolana  8  Toerana

Teny iditra (2/2)9  sakany
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy
12 Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1]
13 Vantotr' ombivavy afa-miteraka [Betsileo] [1.1#1019]
Voambolana  14  Toerana
Tovy hevitra  15 andranarivavy, vatony

Fivaditsoratra  16 kinasa, 17 ñasika, sakany, 18 sañaky, sanaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26