Entry (1/6) | 1 loharano |
Elementary words | 2 loha, 3 rano |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1] |
Explanations in English |
6 a spring of water [1.7] |
Explanations in French |
7 source [1.8] |
Examples |
8 ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48]
|
All compound words | 9 loharano tsy mety ritra |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Entry (2/6) | 11 Loharano |
Subtitle | 12 T7 |
Part of speech | 13 name (book title) [Full list] |
Vocabulary | 14 Education |
Author |
15 Rabemiza Basile, Randrianasolo Joseph Labre, Rakotonjanahary Benoît, Randriambololona André, Razanamanana Marie Jeanne, Randrianirinasoa Jean Hippolyte |
Publishings |
16 Analamahitsy. 1996. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 191. |
Entry (3/6) | 17 Loharano |
Subtitle | 18 T8 |
Part of speech | 19 name (book title) [Full list] |
Vocabulary | 20 Education |
Author |
21 Rakotonjanahary Benoît, Randrianasolo Joseph Labre, Razanamanana Marie Jeanne, Rabemiza Basile, Randrianirinasoa Jean Hippolyte, Randriambololona André, Ralambozafy Jean |
Publishings |
22 Fianarantsoa. 1987. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 192. |
Entry (4/6) | 23 Loharano |
Subtitle | 24 T9 |
Part of speech | 25 name (book title) [Full list] |
Vocabulary | 26 Education |
Author |
27 Randriambololona André, Rabenandrasana Alfred, Randrianasolo Joseph Labre, Rafaralahimboa Henriette, Ralambozafy Jean, Rakotonjanahary Benoît, Rabemiza Basile |
Publishings |
28 Fianarantsoa. 1988. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 152. |
Entry (5/6) | 29 Loharano |
Elementary words | 30 loha, 31 rano |
Part of speech | 32 name (newspaper) |
Vocabulary | 33 Publishers, newspapers |
Author |
34 Andrianjafitrimo Edouard |
Entry (6/6) | 35 Loharano |
Elementary words | 36 loha, 37 rano |
Part of speech | 38 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary | 39 Geography: towns |
Anagrams | 40 horoñala, 41 Loharano, loharano |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |