|
|
|
|

Teny iditra1  loka rano
Singan-teny  2 loka, 3 rano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 loka faran' izay mora fa rano no sotroin' izay resy (enti-milaza loka tsy misy antony) [1.1]

Fivaditsoratra  6 ankolaro, 7 Kalanoro, kalanoro, loka rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27