|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lolofotsy |
| Singan-teny | 2 lolo, 3 fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Lolo kely fotsifotsy fatra-panatonkatona ny jiro mirehitra
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|