|
|
|
|

Teny iditra1  lolompo
Singan-teny  2 lolo, 3 fo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitanana am-po ny ratsy nataon' ny sasany amin' ny tena: Mitana lolompo / Manao an-dolompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [lolom-po] 6 malice, spite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [lolom-po] 7 rancune [1.3]
8 rancune [1.8]
Voambolana  9  Ontam-po
Tovy hevitra  10 fo lentika, otripo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02