|
|
|
|

Teny iditra1  lolovokatra
Singan-teny  2 lolo, 3 vokatra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 angatra, matoatoa [Tambahoaka] [1.78]
6 Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a phantom risen from the grave [Provincial] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 revenant [Provincial] [1.8]
Ohatra  9  Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany. [2.996#]
Voambolana  10  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12