|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 londolondo |
| Fototeny | 2 londo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fahamiramiranana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 sleepiness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 envie de dormir
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tsy miova amin' ny londolondo mpahazo azy tany, ka sady mampitahotra no mampalahelo.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 14 londo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|