|
|
|
|

Teny iditra1  milondolondo
Fototeny  2 londolondo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Sorisorena, mavesabesatra toa ta hatory ny maso, tsy falifaly fa kamo
5 (andro) Mavesabesatra toa mampatory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be sleepy, to nod [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir sommeil, s'assoupir [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12