|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  longo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 havana [Bara] [1.78]
4 sakaiza [Sihanaka, Tanosy] [1.78]
5 namana [Bara, Sihanaka] [1.78]
6 sakaiza, namana [Sakalava] [1.1]
7 Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy
8 Sakaiza, havana: Longoko ianao [1.1]
9 havana amin'ny heviny malalaka [Masikoro] [2.606#152]
Fanazavàna teny anglisy  10 a friend; a companion in evil-doing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 ami, compagnon [Provincial] [1.8]
12 ami, camarade, personne avec qui on a de bons rapports [1.196]
Ohatra  13  Neniko mama Toy Ravaly tsy hiala Ka longo a vady. [2.606#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  longo
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 On appelle ainsi une plante à fibre commune autour des habitations.
22 Voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille 1946, p. 83. [Sakalava, Tsimihety] [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  24 longodriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17